Eglise Protestante Malgache en France - Paroisse de Nantes
Zaikabem-paritany Afovoany Andrefana FPMA : Zaikabem-paritany FPMA Afovoany Andrefana (FAfAn) : Sabotsy 13/06 sy Alahady 14/06 eto Nantes
Tonga soa
Fanovana farany :
zoma 12 jona 2009
   

Ce site est référencé sur le
Top Chrétien Francophone
 
un compteur pour votre site

 

 
Tselika
Zaikabem-paritany Afovoany Andrefana FPMA
Zaikabem-paritany FPMA Afovoany Andrefana (FAfAn) : Sabotsy 13/06 sy Alahady 14/06 eto Nantes
Fihaonan’ny malagasy

FOTOANA HIARAHANA AMIN’IREO ZANAK’AMPIELEZANA SY IREO FIKAMBANANA MALAGASY ETO NANTES (Katolika, Pangalana, Hetsika, Bezizo)

2 ora 30 Tolakandro : fantanjahan-tena (foot, basket, hand, boule, sns...) mifarana amin’ny fiarahana manao” pique- nique” ny hariva, samy mitondra ny anjarany ny rehetra ary hiarahana mizara am-pirahalahiana izany :

Petit Stade de Dervallières

Annexe du Procé

Rue des Dervallières

(Derrière le parc du Procé)

44000 Nantes

Aza misalasala misoratra anarana araka ny taratasy mipaingotra amin’ity mailaka ity sy miantso an’i

-  Josoa : 06 29 38 10 36 ( ou 02 40 70 38 16 ) na
-  Francis : 06 89 29 37 85 ( ou 02 51 44 89 79 )

Toriteny fiarahabana ny taona vaovao

Ho fiarahabana ny taona vaovao no sady ho fanapariahana ny tenin’Andriamanitra dia miezaka ny hanaparitaka, araka izay azo atao, amin’ny alalan’ny oronam-peo mitahiry ny toriteny isan’alahady izahay ato amin’ny tranonkala.



Toriteny alahady 13 janoary 2008 - Pasitera Ratsimahamaika Saholy


Isaorana ny mpanompon’Andriamanitra izay nandray ny feo nandritry ny fanompoam-pivavahana farany teo ka ny voninahitra ho an’Ilay Nahary izao tontolo izao.

Teraka - Naissance

Nohon’ ny fahasoavan’ ny Tompo dia fifaliana ho anay ny milaza aminareo ny fahaterahan’i LACROIX Tsiour Yohann tamin’ ny 16 mai 2007 teo.Salama tsara ny zaza ary ny reniny koa torak’ izany.

Mandram-panoratra

Rindra

Valin’ny fifidianana Diakona 2007

Faly mifandray amin’ny rehetra indray amin’ny anaran’ny Tompo.

Misaotra ny Tompo isika fa vita ny fotoana samihafa tamin’ny alahady 11 martsa lasa teo :

-  Fanompoam-pivavahana fisaorana an’Andriamanitra nisy ny fandraisana ny fanasan’ny Tompo
-  Ny fivoriam-be voalohany tamin’ity taona ity
-  Ny fifidianana diakona

Ireo fotoana ireo dia isaorana ny Tompo fa notarihana sy natrehan’i pasitera RATSIMAHAMAIKA Saholy.

Indro ampitaina amintsika etoana ny anaran’ireo 15 mianadahy mianaka voafidy ho diakona eto amin’ny FPMA Nantes mandritra ny roa taona ho avy :

-  ANDRIAMAHADISON Ndriana
-  ANDRIAMAHADISON Maholy
-  ANDRIAMPENO Mbola
-  RADISON Christina
-  RADISON Tiana
-  RAJAONARISON Nadia
-  RAKOTORAHALAHY Elysé
-  RAMAROTAFIKA Rado
-  RANARIVELO Hanta
-  RANARIVELO Jean Pierre
-  RANDRIAMANGA Francis
-  RASOLOFOMAMONJY Josoa
-  RAZAFINDANDY Noro
-  RAZAFINDRAINIBE Aimée
-  RAZAFINTSALAMA Riana

Mbola ho avy ny fotoana hiarabàna ireo vao voafidy, ireo voafidy indray ary hisaorana ireo mpiara-miasa teo aloha, fa aoka samy hitondra am-bavaka ny tsirairay, izay nofinidin’ny Tompo hahefa ny asa fanompoana miandry ireo mpanompony.

"... Miorena tsara, aza miova, mahefà be mandrakariva amin’ny asan’ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin’ny Tompo." I Kor. 15.58

Mandram-pitrendry indray

Tiana

Hita ao @ tranokala
FPMA Ivry Famonjena
Fiangonana FPMA Ivry Famonjena
SVKFPMA
"Fa ny vehivavy matahotra an’ i Jehovah ihany no hoderaina"Ohabolana 31 : 30b
Baiboly Malagasy: Tonga soa
Baiboly amin’ny dika teny malagasy - Takila samihafa ahafahana mijery, mitady, mandinika...ny soratra masina.
Ry havana,

Na vao voalohany ianao no tonga eto na efa mpijery matetika ny tranonkala fampitana ny vaovao mikasika ny fiainan’ny Fiangonana Protetanta Malagasy aty Frantsa eto Nantes (FPMA Nantes), MIARAHABA ANAO TONGA SOA...


Chers amis,

Que vous surfez pour la première fois ou que vous soyez un habitué sur notre portail de communication et de transmission sur la vie de notre Eglise Protestante Malgache en France de Nantes (FPMA de Nantes), SOYEZ LES BIENVENUES...

zoma 12 jona 2009
Zaikabem-paritany FPMA eto Nantes
« ka ho lehilahy lehibe , mahatratra ny ohatry ny halehiben’ny fahafenoan’i Kristy » Efesiana 4. 13b
ZAIKABEM-PARITANY AFOVOANY ANDREFANA
13 sy 14 Jona 2009
CFA CFP La Joliverie
141, Route de Clisson
Saint-Sébastien Sur Loire - 44230
Asabotsy 13 Jona
09H00-11H00 : Fahatongavana sy fandaminana
11H00-12H00: Fanompoam-pivavahana fanokafana
Mitarika : Pastera Saholy Ratsimahamaika
Mitoriteny : Pastera Hanitra Raobinarison
12H15-13H30: Sakafo
14H00-15H00: (...)

tohiny
zoma 10 aprily 2009
Fankalazana Paska - Alahady 12 Aprily
«Ary izahay no vavolombelon’ny zavatra rehetra izay nataon’i Jesoa tany amin’ny tanin’ny Jiosy sy tany Jerosalema; Izy dia novonoiny nahantony tamin’ny hazo; nefa natsangan’Andriamanitra Izy tamin’ny andro fahatelo ka nasehony marimarina, tsy tamin’ny olona rehetra, fa tamin’ny vavolombelona izay notendren’Andriamanitra rahateo, dia taminay izay niara-nihinana sy nisotro taminy, rehefa nitsangana tamin’ny maty Izy.» Asan’ny Apostoly 10: 39-41
Fanompoam-pivavahana
Fankalazana (...)

tohiny
alarobia 1er aprily 2009
Concert de Pâques : Chorale AMF Nantes - Chorale Rennes
Chers amis,
La chorale Antsan’ny Lanitra de la FPMA de Nantes et la chorale de la FPMA de Rennes sont heureuses de vous convier au Concert de Pâques le samedi 4 Avril 2009 à l’ERF de Nantes, 15 bis place Edouard Normand à 19 heures.

tohiny
alatsinainy 12 janoary 2009
Fankalazana ny faha 50 taonan’ny FPMA
Fankalazana faha-50 taona an’ny FPMA : Ny asabotsy 31 janoary 2009 :
1° Manomboka amin’ny 1 ora ka hatramin’ny 6 ora : fotoana tarihin’ny Sekoly Alahady rehetra eto amin’ny FPMA. Ny toerana :
Basilique Saint-Denis la Chapelle 54, rue Torcy 75018 Paris Toy izao ny fandaharam-potoana amin’izany :
Amin’ny 1 ora - 2 ora : Fandraisana ireo mpanatrika.
2 ora - 2 ora sy sasany : Fanompoam-pivavahana.
2 ora sy sasany - 3 ora : Hira 5 iraisan’ny Sekoly Alahady rehetra FPMA.
3 ora - (...)

tohiny
dimanche 30 novembre 2008
Concert de Noël 2008
Samedi 13 décembre à 19 heures - ERF Nantes
Chers amis,
La chorale Antsan’ny Lanitra de la FPMA de Nantes et la chorale Talio de la FPMA de Poitiers sont heureuses de vous convier au Concert de Noël le samedi 13 décembre 2008 à l’ERF de Nantes, 15 bis place Edouard Normand à 19 heures.
Chants polyphoniques malgaches, Gospel, Chants de Noël d’ici et d’ailleurs, et Chants classiques seront au rendez-vous.

lire la suite de l'article
talata 14 oktobra 2008
Hetsika Sampana Iraisana
POUR PROMOUVOIR L’EVANGELISATION PAR LE CHANT
La Chorale FPMA Région Centre-Ouest
(Nantes, Paris, Poitiers, Rennes, Tours, Athis Fanantenana)
et
VHF ( Bodo, Vihy, Luk, Mahery, Parfait , Nini Colbert, ..)
Vous invitent à assister à un concert Spirituel Unique à Paris le 25 Octobre 2008 à 20 heures en la Basilique Saint-Denys de la Chapelle
16/18 Rue de la Chapelle 75018 Paris
PAF : 15 euros -de 8 ans:8 (...)

tohiny
samedi 5 juillet 2008
Journée d’Offrande - Culte - Concert spirituel
Dimanche, 06 Juillet 2008
« Je te louerai dans la droiture de mon cœur » Psaumes 119. 7
« Sois transportée d’allegresse, pousse des cris de joie » Zacharie 9.9
Cher(e)s ami(e)s,
Dans le cadre de sa journée annuelle , la chorale Antsan’ny Lanitra est heureux de vous inviter au culte d’offrande et de louange le dimanche , 06 Juillet 2008 à la salle du club du temple de l’Eglise Réformée de Nantes place Edouard Normand 44000 Nantes à partir e 15h .
Au programme : 15h-15h30 Atelier « Chantons avec allégresse » au cours duquel les (...)

lire la suite de l'article