{"id":1035,"date":"2024-12-28T19:43:30","date_gmt":"2024-12-28T18:43:30","guid":{"rendered":"https:\/\/fpma-nantes.org\/?p=1035"},"modified":"2025-01-17T21:22:22","modified_gmt":"2025-01-17T20:22:22","slug":"ireo-fotoana-manaraka","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/fpma-nantes.org\/?p=1035","title":{"rendered":"Fotoam-bavaka sy fifadian-kanina \u2013 12 janoary izao"},"content":{"rendered":"\n<p><strong>Fotoam-bavaka sy fifadian-kanina<\/strong><\/p>\n\n\n\n<p>Efa fantatsika ny vina lehiben\u2019ny FPMA dia ny mahakasika ny Vina Mpitandrina Matihanina izay maniry mba ho tonga &nbsp;80% ny isan\u2019ny Mpitandrina matihanina amin\u2019ity taona 2025. Mitaky fanolora-tena lehibe izany&nbsp; ry Havana ary koa fiombonana feno amintsika tsirairay avy.<\/p>\n\n\n\n<p>Ka noho izany&nbsp;, anisan\u2019ny fanapahan-kevitrin\u2019ny Synoda lehibe izay natao teto amin\u2019ny faritr\u2019i Nantes tamin\u2019ny volana novambra teo ny hanokanana fotoam-bavaka sy fifadian-kanina ary alim-bavaka amin\u2019ity taona ity ho fanehoana ny fiombonana feno eo anivon\u2019ny Fitandremana 39 eto amin\u2019ny FPMA, ary koa hametrahana tanteraka eo am-pelantanan\u2019ny Tompo ny Vina sy ny asa rehetra miaraka amin\u2019ireo mpanompony isan\u2019ambaratonga ary ny vahoakan\u2019Andriamanitra rehetra.<\/p>\n\n\n\n<p>Ny Fotoam-bavaka sy fifadian-kanina dia ho tanterahina ny 12 janoary, 13 aprily, 29 jona ary 12 oktobra 2025 manerana ny FPMA ary hisy koa alim bavaka amin\u2019ny zoma masina (18 aprily) sy mialohan\u2019ny alahadin\u2019ny Reformasiona (24 oktobra).<\/p>\n\n\n\n<p>Ny alahady 12 janoary izao no fotoana hanombohana ny fotoam-bavaka sy ny fifadian-kanina izay manomboka amin\u2019ny 12 ora atoandro hatramin\u2019ny 3 ora tolakandro araky ny loha-hevitra&nbsp;:\u00ab le Grand Pardon&nbsp;\u00bb izay nalaina avy amin\u2019ny Hebreo 12.1.<\/p>\n\n\n\n<p>Ho antsika eto amin\u2019ny Fitandremana &nbsp;Nantes dia tsy afaka ny hanantateraka izany amin\u2019ireo ora ireo isika nohon\u2019ny antony tsy hahazoantsika trano mialoha ao amin\u2019ny EPULA, &nbsp;kanefa rehefa nidinika niaraka tamin\u2019ny Filohan\u2019ny FPMA, R\u00e9v. Dr. RASOLONDRAIBE Seth izay ho tonga amin\u2019ny alahady hitarika ny fotoana sy hitondra ny vatsim-panahy dia ho tanterahina mandrintra ny fanompoam-pivavahana izay manomboka amin\u2019ny 15h45 ao amin\u2019ny Fiangonana lehibe izany.<\/p>\n\n\n\n<p>Koa manentana antsika ho tonga maro ho fanehoana ny fiombonantsika sy ny fametrahantsika tanteraka amin\u2019ny Lohan\u2019ny Fiangonana ny vina rehetra eto amin\u2019ny FPMA Nantes sy ny FPMA manontolo.<\/p>\n\n\n\n<p>Ho voninahitr\u2019Andriamanitra Irery ihany.<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Fotoam-bavaka sy fifadian-kanina Efa fantatsika ny vina lehiben\u2019ny FPMA dia ny mahakasika ny Vina Mpitandrina Matihanina izay maniry mba ho tonga &nbsp;80% ny isan\u2019ny Mpitandrina matihanina amin\u2019ity taona 2025. Mitaky fanolora-tena lehibe izany&nbsp; ry Havana ary koa fiombonana feno amintsika tsirairay avy. Ka noho izany&nbsp;, anisan\u2019ny fanapahan-kevitrin\u2019ny Synoda lehibe izay natao teto amin\u2019ny faritr\u2019i Nantes &#8230; <a title=\"Fotoam-bavaka sy fifadian-kanina \u2013 12 janoary izao\" class=\"read-more\" href=\"https:\/\/fpma-nantes.org\/?p=1035\" aria-label=\"En savoir plus sur Fotoam-bavaka sy fifadian-kanina \u2013 12 janoary izao\">Lire la suite<\/a><\/p>\n","protected":false},"author":1,"featured_media":1193,"comment_status":"closed","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"h5ap_radio_sources":[],"iawp_total_views":2,"_vp_format_video_url":"","_vp_image_focal_point":[],"footnotes":""},"categories":[11],"tags":[],"class_list":["post-1035","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-la-vie-de-leglise"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/fpma-nantes.org\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/posts\/1035","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/fpma-nantes.org\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/fpma-nantes.org\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/fpma-nantes.org\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/users\/1"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/fpma-nantes.org\/index.php?rest_route=%2Fwp%2Fv2%2Fcomments&post=1035"}],"version-history":[{"count":20,"href":"https:\/\/fpma-nantes.org\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/posts\/1035\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1323,"href":"https:\/\/fpma-nantes.org\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/posts\/1035\/revisions\/1323"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/fpma-nantes.org\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/media\/1193"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/fpma-nantes.org\/index.php?rest_route=%2Fwp%2Fv2%2Fmedia&parent=1035"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/fpma-nantes.org\/index.php?rest_route=%2Fwp%2Fv2%2Fcategories&post=1035"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/fpma-nantes.org\/index.php?rest_route=%2Fwp%2Fv2%2Ftags&post=1035"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}