Bienvenus sur notre site, bonne visite

favorite_border
Attention, pas au temple de l'EpuLA
dim, 06 Jul 11:00
Fanompoam-pivavahana miaraka amin’ny fandraisana ny fanasan’ny Tompo tarihin’i Rév. Dr. RASOLONDRAIBE Seth, Filohan’ny FPMA • 11 ora • Toerana :…
 

Les dernières nouvelles

  • Fanompoam-pivavahana manaraka any Angers
    1/ Fanompoam-pivavahana miaraka amin’ny fandraisana ny fanasan’ny Tompo tarihin’i Rév. Dr. RASOLONDRAIBE Seth, Filohan’ny FPMA• 11 ora• Toerana : Eglise Croix de Maine (« Quartier du Lac de Maine ») – 1 Square Flora Tristan – 49000 Angers 2/ Aorian’ny fotoana, « pique-nique » : • Toerana : Ferme de la Fontaine – 71 Avenue … Lire la suite
  • Ireo tanora 12 ho raisina ho mpandray amin’ity taona ity
    Fahasoavana lehibe manokana, no narotsaky ny Tompo amintsika Fiangonana Protestanta Malagasy eto Nantes, tamin’ity taona 2025 ity, fa ankoatran’ny fankalazantsika ny faha-telopolo taona nijoroantsika, dia nijoro koa, tanora 12 mianadahy, nanamafy ny nanaovam-batisa azy ireo, anekeny fa Jeso Kristy no Tompo sy Mpamonjy azy. Hanatanteraka izany fanekena izany, eo anatrehan’Andriamanitra sy ny Fiangonana izy ireo, … Lire la suite

Télécharger gratuitement l’application Eglise FPMA